Tonga ny vaovao lehibe ! Ny fitaovana ifampizaràna vaovao, loharano ary sehatra hiombonana ho an'ny Generation Z eto Madagasikara dia eto amin'ny farany!
🔗 Sokafy ny rohy ofisialy eto :
👉 https://genzmadaofisialy.com/
Eto no ahitanao:
✅ Ny vaovao farany momba ny firenena sy ny tanora.
✅ Ny hevitra sy ny fifanakalozan-kevitra momba ny hoavintsika.
✅ Ny fandraisana andraikitra sy ny firaisankina.
✅ Hifampiresahana isika samy isika
*Hafatra miafina (MP privée)
*Vondrona (Message Groupé)
Zahao, zarao ary ampio izao fikambanana izao !
🇲🇬 TE HIOVA FIAINANA FA TSY TE HIOVA FIRENENA 🇲🇬
Gen Z Madagasikara est une communauté dynamique de jeunes passionnés
qui œuvrent pour le développement de Madagascar à travers des projets
innovants et fédérateurs.
Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !