Actualité

GenZ Madagasikaraka Ofisialy

20/06/2026
12:40
0 commentaires
2 réactions
GenZ Madagasikaraka Ofisialy
Mariky ny fahapotehan'ny sehatry ny fanabeazana izao. Mila ovaina ity rafitra mamotika sy manimba antsika ity.

Mitaky izahay ny handefasana horonantsary fampahafantarana ny kolontsaintsika isam-paritra, mba hamerenana ny hasin'i Madagasikara sy hampirehetana indray ny afom-pitiavan-tanindrazana ao amin'ny tanora.

Mitaky ihany koa izahay ny handefasana horonantsary fanabeazana ho olom-pirenena vanona amin'ny fahitalavitra rehetra, mandritra ny 30 minitra isan'andro, ary hatao tsy maintsy alefa ("obligatoire") izany.

Tanora tonga saina anio no tompon'andraikitra rahampitso.

OVAY NY RAFITRA
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !