Actualité
Pôtsatroka Zoky a!
Pôtsatroka Zoky a! 🫡 Tsy aiko na ho itanao ity publication-ko ity na tsia,fa tena Raim-pianakavina ianao amiko🙌🏾. Tena motivation-beako.✊🏾
Bandy ngeza be,mitondra zazakely irery tsy miaraka amin'ny Renin-jaza,miala avy Antsirabe à tana.Alaivo sary an-tsaina anie zalahy ny miaina an'zany 160km miaraka amin'ny zazakely tsy eo ny Reniny e? 🤔Tsy mahay mamaritra aho hoe firy volana na firy volana ilay Zaza,fa Mbola tena zazakely,ilay Mbola tsy miteny,Mbola trotrona Kely sns ireny... Fa tena vitan'Zoky.
Mikarakara biberon,mandrotsirotsy,mampatory,mampitafy lamba,manao câlin,sy izay rehetra ilain'zazakely e❤️🥹 Aoka fotsiny. Ary hita hoe tsy an-tery mihintsy ny anaovany an'ilay hetsika. Fitaratro ianao amiko Raha reny fihetsika rehetra nataonao reny. Tsy aiko na Aiza ny Reniny na maninona,Sady tsy Misy hidirako,fa ny azoko ambara dia zany ny tena lehilahy Tsy mitsoaka adidy.🫡 Miantefa amin'isika lehilahy amin'izay ny Hafatro farany, ireo nitsoaka adidy,na ireo mialangalana tsy mandray anjara momban'zaza. Dia Zao; Ny tena "BOTO" lty dia maka fafiny eo ampanatanterahana an'ilay adidy a.✊🏾 Raiso ny tandrify.
Za Maka an'lah. Sur
Fanantenana Ranaivosata
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !