Actualité

GENZ MADAGASCAR OFISIALY:

12/03/2026
07:48
1 commentaires
5 réactions
GENZ MADAGASCAR OFISIALY:
manolotra mason-tsivana maromaro amin’izay ho mpikambana ao anatin’ny governemanta vaovao

- Tokony manana fahaiza-manao,
- Olona madio tanana sy manaja ny mangarahara ary tsy voasaringotra amin’ny kolikoly,
-Olona akaiky vahoaka sy mahalala ny filan’ny tanora indrindra amin’ny sehatry ny asa sy ny fanabeazana
- Mitaky ny hanomezana toeran bebe kokoa ny tanora ihany koa ireo tanora Genz Madagascar Ofisialy ao anatin’ny governemanta vaovao.

Eken’ny Genz Madagascar Ofisialy izay ho Praiminisitra ho voatendry vaovao raha toa ka mifanaraka amin’ny lalan-tsain’ny tolona nataon’izy ireo ny fanendrena, hoy ny fanambarana.
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
1
Connectez-vous pour laisser un commentaire
R
Randriamihaja Jean Sedera 18/06/2026 à 09:07
Sur 🇲🇬