๐ฅโผ๏ธ๐ ๐ฃ๐๐ ๐๐๐ฌ ๐๐๐ง๐ #๐๐๐ง๐ฌ ๐ง๐๐ข ๐๐ก๐๐ง๐ฌ ๐๐๐๐ฅ๐ ๐ง๐๐ก๐ฌ #๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐
Lehilahy iray 42 taona, #mpamily, no hita faty tao anaty fiara Hyundai camionette miloko fotsy androany maraina, tao Antanety, Fokontany Miadana Kaominina Alasora.
Nidina avy hatrany teny an-toerana ny Zandarimaria ao Alasora niaraka taminโny Polisy sy ny #dokotera nanao ny fizahana. Raha ny fanadihadiana voalohany dia ahiana ho #nokendaina ilay lehilahy, ary mbola mitohy ny fanadihadiana ataonโny mpitandro ny filaminana.
ยฉ๏ธ Commune Rurale Alasora

Gen Z Madagasikara est une communautรฉ dynamique de jeunes passionnรฉs
qui ลuvrent pour le dรฉveloppement de Madagascar ร travers des projets
innovants et fรฉdรฉrateurs.
Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier ร commenter !