Actualité

Fanambarana

28/03/2026
00:53
0 commentaires
4 réactions
Fanambarana
"TSY AZO LEFERINA NY HOSOKA"

Antso ho an’ny tanora – GenZ MADAGASIKARA


Mampirisika ny firaisankina sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny tanora izahay, fa tsy fifaninanana.

Misy olona mampiasa tsy ara-dalàna ny récépissé ofisialy GenZ MADAGASIKARA ho tombontsoany manokana.

Tsy ara-dalàna izany ary mety hiteraka sazy.

Miantso ny tanora tompon’andraikitra izahay hifamory sy hiara-misaina ho amin’ny fandrosoan’ny firenena.

Ny fiovana dia manomboka amin’ny fanarahan-dalàna sy ny fanavaozana tena manokana.

#GenZMadagasikara #TanoraTomponandraikitra #Madagasikara #Fanovàna
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !