Actualité

FIVORIANA

26/05/2026
04:36
0 commentaires
0 réactions
FIVORIANA
Mirahaba antsika rehetra,

Ho fanamafisana ny firaisankina sy ny fandrindrana anatiny dia hisy ny fivoriana izay hatao ny sabotsy 30 Mai ho avy izao, hametrahana sy handrafetana ny birao eo anivon’ny Gen Z Madagasikara Ofisialy.
Hisy araka izany ny fandraisana pikambana vaovao handrafitra ny birao nasionaly

Ireto avy ireo teboka hodinihina manokana mandritra izany :

* Fanamafisana ny rafitra mandrafitra ny birao ;
* Fitsinjarana andraikitra ho an’ireo mpikambana vaovao ;
* Fanamafisana sy fandrindrana ny Fitsipika Anatiny (RI) ;
* Fanomanana ny fidinana ifotony any amin’ny faritra Atsimon-drano.

Mankasitraka antsika rehetra amin’ny fiaraha-mientana sy ny fandraisana anjara.

Misaotra tompoko.

SABOTSY 9 ORA MARAINA
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !