Actualité

Resaka Ady tany, tsararivotra/Sambava,

30/05/2026
21:45
0 commentaires
0 réactions
Resaka Ady tany, tsararivotra/Sambava,
misy olo milaza fa tompony tany, toerana EFA nipetrahan vahoaka EFA 20 taona mahery, mitondra sonian tompotany hosoka ireo mpanao ankerina. mandroaka ny tompon tranony ao antranony, mamoaka entana, miaraka Amin gendarme .
Solon tenan'ny vahoaka maro EFA migadra nohon tsy rariny amzao ora izao. Nefa ny tena tompiny n'y tany milaza fa tsy iraka avy amnay i olo izany.
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !