Ilay olona voalohany tao anatiny, 60 taona, nieritreritra hijanona hitondra ny fitondrana mandrakizay 🤣🤣🤣
Ohatrany mahalasa saina ihany hoe iza no tena mitondra an'i Madagasikara raha nahare an'io teny nivoaka io .
Dia hoentina makàiza i Madagasikara raha izany no mitranga?
OVAY NY RAFITRA
RAVAO NY ANTENIMIERAM-PIRENENA
RAVAO NY HCC Voir moins
Gen Z Madagasikara est une communauté dynamique de jeunes passionnés
qui œuvrent pour le développement de Madagascar à travers des projets
innovants et fédérateurs.