Actualité

PAN

11/06/2026
12:15
0 commentaires
0 réactions
PAN
Mety hametraka fanontaniana ianareo hoe maninona izahay no mitaky foana ny fandravana ny Antenimieram-pirenena isan’andro izao.

Ao no misy ny mpanao politika maloto, mivadibadika lela isan’andro.
Ao no misy ireo tsy mety miala amin’ny fanaovana ny tsy mety.
Ireo olona manao « abuse de pouvoir ».
Ireo forongon’ny mpangala-bato isan-karazany.

Ankinina amin’ireo olona ireo ve ny hoavin’ny firenena?

Ravao io, fa na ny filohany aza mivadibadika lela foana.
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !