Actualité

RINA

18/06/2026
00:26
0 commentaires
0 réactions
RINA
Efa tena lasa voan'ny tazom-bola daholo ny olona ao ka tsy mijery afa-tsy ny tenany.

Nahena ny tetibolan'ny fanabeazana sy ny fambolena dia nafindrany ho azy ireo 😂😂😂,
dia ireo mpanolotsaina (na havany, na vadiny, na namany 🤣🤣🤣).

"Tsy tombontsoa manokana no nampiakarana ny tetibolan'ny Antenimieram-pirenena fa handoavana ny karaman'ireo mpanolotsaina ara-teknika tsy nomen'ny fitondrana teo aloha." (Rina RANDRIAMASINIRO)

RAVAO NY ANTENIMIERAM-PIRENENA
OVAY NY RAFITRA
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !