FA TENA MANAO TSINONTSINONA NY #VAHOAKA MIHITSY IRETO OLONA IRETO AN 😳
NAKARINA NY TETIBOLAN’NY DEPIOTE, ARY NAHENA NY AN’NY FAMBOLENA SY NY FANABEAZANA AO ANATIN’NY « LFR 2026 »
MITENTINA 13 MILIARA ARIARY MAHERY NY FAMPIAKARANA NATAO
Fa tena manao tsinontsinona ny vahoaka mihitsy ireo olona ireo.
Ny andry lehibe iankinan’ny fampandrosoana mihitsy no potehina.
80%-n’ny Malagasy dia tantsaha.
Ny fanabeazana kosa dia fototra iray hampandrosoana ny firenena.
Kanefa inona no mitranga?
Tsy mieritreritra ny hampandroso an’i Madagasikara ireo, fa ny hameno paosy no anton-dian’izy ireo.
RAVAO FA MAMPAHANTRA VAHOAKA!
RAVAO NY ANTENIMIERAM-PIRENENA!
Gen Z Madagasikara est une communauté dynamique de jeunes passionnés
qui œuvrent pour le développement de Madagascar à travers des projets
innovants et fédérateurs.
Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !