Actualité

Ben'ny tanana Mahabo

18/06/2026
00:38
0 commentaires
0 réactions
Ben'ny tanana Mahabo
😢✝️𝗡𝗼𝗱𝗶𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 #𝘁𝗮𝗺𝗽𝗼𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮 𝗮𝗺-𝗽𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗮𝗼 #𝗠𝗮𝗵𝗮𝗯𝗼.
Raha ny vaovao voaray ny io atoandro io dia #nodimandry_tampoka ny Ben'ny tanàna #am_perinasa ao amin'ny kaominina Mahabo distrika Mahabo faritra Menabe, #Hariss_Théodore.
📌Ity farany izany efa nirotsaka ho #solombavambahoaka talohan' izao naha Ben’ny tanàna azy izao. Tsy mbola fantatra mazava moa izay #antony nahafaty tampoka azy
😢𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 #𝐟𝐢𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐡𝐨𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐲.
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !