Actualité

FIKAONANDOHAM-PIRENENA

18/06/2026
00:44
0 commentaires
1 réactions
FIKAONANDOHAM-PIRENENA
❗️Tsy tanteraka araka ny voalahatra ny Fikaonandoham-pirenena tokony hatao ny Alarobia 3 Jona 2026❗️🔥

📌 Hisy fihaonana manokana eo amin’ny PRRM, ny Minisitry ny Fanavaozana ary ny FFKM.

📌 Mbola eo am-pandinihana ny daty vaovao hanatanterahana ny Fikaonandoham-pirenena, na dia efa nisy aza ny fanasana sy ny fanomanana natao mialoha.

📌 Andrasana ny fanambarana ofisialy momba ny fotoana sy ny fandaharam-potoana vaovao hanatanterahana izany.

Source Radio Antsiva

#FikaonandohamPirenena #Fanavaozana #Madagasikara 🇲🇬
#tanoramiteny
#FirenenaMandroso
#Fampandrosoana
#Madagasikara
#Mangarahara
Réagissez à cette actualité
Connectez-vous pour réagir à cette actualité
Commentaires
0
Connectez-vous pour laisser un commentaire

Aucun commentaire pour le moment. Soyez le premier à commenter !